|
|
|
|

Teny iditra1  ketsa saritaka
Singan-teny  2 ketsa, 3 saritaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ketsa ambolena tsy milahatra, toa mikorontandrotana, eo amin' ny tanimbary (mifanohitra: ketsa tora-tady). [1.1]
Voambolana  6  Toe-karena: fambolena
Tohi-kevitra  7 ketsa tora-tady

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02